Entry | 1 moron-tsiraka |
Elementary words | 2 morona, tsiraka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 tany an-tsisin-dranomasina [1.1] 5 sisin-tany manamorona, manolotra ny ranomasina [1.13] |
Explanations in French |
6 bord de la mer [1.3] 7 côte littorale [1.13] |
Examples |
8 Migaina sy manempotra ny masoandron' ny morontsiraka atsinanana. [2.499] 9 Zava-maniry toy ny fahita amin' ny morontsiraka rehetra ihany no maniry ao. [2.471] |
Vocabulary |
10 Geography: (in general) |
Updated on 2023/05/23 |