Entry monina (onina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitoetra, mitomoetra, mipetraka: Monina any Antsirabe izy
Mijanona ela, mijanona maharitra: Tandremo sao monina any an-tsena any ise
Tsy mandeha fa mihandrona (rano): Misy rano monina ao an-tokotaniny ka izany no maha be moka ao aminy
Mitovy hevitra: maka toerana ~ mamitsaka ~ manorim-ponenana ~ mialokaloka ~ miampirina ~ milasy ~ miorin-dasy ~ mipetraka ~ mitoetra ~ mitomoetra [1.1]
Explanations in English To dwell, to reside, to inhabit. Used of a place but not of a house. [1.2]
 To reside, to dwell [1.7]
Explanations in French Résider, habiter [1.8]
Examples 
1Tamin' izaho nandalo tao Dar-Es-Salam, dia nahamarika fa maro ny Ajojo monina ao [2.471]
2ka raha monina ao, dia laniko vady aman-janaka [2.48]
Morphology 
Present : monina
Past : nonina
Future : honina
Imperative : monèna
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20