Entry modia nofo modia sandry
Elementary words modia ; nofo ; sandry
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Firariana ataon' ny tompon-trano amin' ny sakafo arosony ho an' ny vahiny, ka ny heviny dia hoe "enga anie ka hahasoa sy hahatsara anao iny sakafo vao naroso iny" [1.1]

Updated on 2023/06/12