| Entry | 1 mivonto |
| Root | 2 vonto |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mitombo ho lehibe, ka mafimafy raha tsapaina na tsindriana; mibontana: Mivonto ny handriny
5 Mitombo habe noho ny aretina, mibibaka, mibinabina: Mivonto ny tenany 6 Mibontsina: Mivonto ny hoditra rehefa alona [1.1] |
| Explanations in English |
7 to swell up, to puff out
[1.7] |
| Explanations in French |
8 s'enfler
[1.8] 9 ahena ny mivonto: diminuer l'enflure [1.13] |
| Examples |
10 raha voa kasika ny hoditra, dia miendaka mivonto, dia mitera-drano;
[2.48#126]
|
| Morphology |
|
| Analogs | 15 mibokitra, 16 mibonabona, 17 mibontana, 18 mibontsina, 19 mivohitra, 20 mivozihitra, 21 mizihitra |
| All compound words | 22 2 combinations of that word |
| Proverbs | 23 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/02/26 |
|