Entry mibontana (bontana)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Bezanozano] vokoka, manan-trafo [Rakotosaona 1975]
 Mizihitra mitokana, mivonto ary miavaka: Misy nofo mibontana eo amin' ny hatoky ny zokiko [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31