Entry mivondrona (vondrona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitambatra ka mikambana ho iray: Nivondrona ny fokonolona ka resy tosika ny olon-dratsy [Rajemisa 1985]
Explanations in French se réunir, s'agglomérer, se grouper [Abinal 1888 page 854]
Morphology 
mivondrona
nivondrona
hivondrona
mivondròna
Examples 
1Mivondrona ao an-tanana fehezin'ny dina ny mpiaramonina. [FOFAFIPE: Haivola, page 13]
2Raha heverina amin' ny haben' ny tanàna fahita any amin' ny faritanin' i Didy, tokony ho ny mponin' ny tanàna dimampolo no mivondrona eo. [Andraina: Mitaraina, page 199]

Entry mivondròna (vondrona)
Part of speech imperative of active verb mivondrona [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985]
Explanations in French  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31