Entry mivoady (voady)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manao voady: Nivoady hanao fivahiniana masina izy raha sitrana soa aman-tsara
¶ Mianiana, manome toky; mikasa mafy: Nivoady tsy hisotro toaka intsony Rakoto [Rajemisa 1985]
English definition to make a vow [Hallanger 1973]
French definition faire un voeu [Hallanger 1974]
Morphology 
mivoady
nivoady
hivoady
mivoadia
Examples Sady nivoady tsy hihinana besisika mandra-pahafatiny koa. [Andraina: Mitaraina, page 243]
Quotes 

Updated on 2013/05/30