Entry mivily (vily)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Tsy manitsy fa mihodina: Nisy vato be nisakana tao ka voatery nivily lalana aho
Miolaka, miolika, misafelika: Mivily any andrefana ity lalana ity
Miala: Nivily tamin' ny tala-mahitsy izy
Mihazo: Nivily nanhamin' ny lala-malama ny fiara ka nihorisa fotsiny
Mibirioka, miviona, mihodivitra: Nivily tany amin' i Koto ny vato natorak' Ibalita ka saiky nahavoa azy [1.1]
Explanations in English To turn aside, to go astray [1.7]
Explanations in French Se détourner du chemin s'égarer [1.8]
Morphology 
Present : mivily
Past : nivily
Future : hivily
Imperative : mivilia
Proverbs 

Updated on 2023/01/20