Entry | mivikina (vikina) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mandingana misavoana avo dia mikasika ny tany indray, mitsipika, mitsambikina: Lasa tavitra mihitsy io zazalahy io rehefa mivikina ~ Ny sahona dia mahay mivikina aoka izany [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To leap, to jump [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Sauter [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Entry | mivikìna (vikina) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb mivikina | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |