Entry mivelona (velona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahazo izay mitana ny aina: Mivelona amin' ny zezika ny zavamaniry ary amin' ny sakafo ny zavamananaina
Mahazo tombony: Mivelona amin' ny ranomason' ny kamboty io olona tsy mifaditrovana io [1.1]
Explanations in English To live by something; to live in a certain condition [1.7]
Explanations in French Gagner sa vie d'une certaine manière; vivre d'une certaine façon [1.8]
Examples Tsy manan-jo hivelona akory aza isika, saingy leferiny fotsiny". [2.471]
Morphology 
Present : mivelona
Past : nivelona
Future : hivelona
Imperative : miveloma
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20