Entry (1/2) | 1 mivady |
Root | 2 vady |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 milely [Tambahoaka]
[1.78] 5 Miray 6 Miaraka na mivelona toy ny mpivady: Olona mivady ireny fa tsy mianadahy akory 7 Enti-milaza olona iray sy ny vadiny: Lasa any an-tsena ry Rainikoto mivady [1.1] |
Explanations in French |
8 Être mari et femme: Tonga Rainipatsa mivady (Rainipatsa est arrivé avec sa femme) [1.3] 9 s'accoupler, se marier [1.13] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mivady |
Entry (2/2) | 16 mivady |
Root | 17 vady |
Part of speech | 18 active verb |
Explanations in Malagasy |
19 Miara-droa, lomisy: Nividy kiraro telo mivady izy tamin' ny Krismasy 20 Tsara miaraka: Mivady tsara lahy ny palitao sy pataloanao ireny [1.1] |
Explanations in French |
21 Être par couple, par paire, avoir son complément, son pendant, son pareil, son semblable: Venty sy kirobo no nividianako ireo bitro mivady ireo (Ce couple de lapins m'a coûté deux francs) ~ Tsy mivady tsara ireo kavina ireo (Ces pendants d'oreilles ne sont pas bien pareils) [1.3] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2020/07/31 |