Entry mitsorika (tsorika)
Part of speech active verb
Malagasy definition ( manorika no fampiasa indrindra) Mikoriana manaraka ny rindrina na ny vatolampy (rano), ny takolaka (ranomaso): Nitsorika amin' ny vatolampy ny rano
¶ Mitsotsoroka: Mitsorika ny labozia [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitsorika
nitsorika
hitsorika
Synonyms manorika

Updated on 2010/05/14