Entry manorika (tsorika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mikoriana manaraka ny rindrina na ny ivelan' ny zavatra iray, ny vatolampy (rano), ny takolaka (ranomaso): Nanorika nanaraha ny takolany ny ranomasony ~ Nanorika amin' ny vatolampy ny rano [1.1]
Examples 
1Vao mainka nifantoka tamiko ny masony nangano-hano, dia indreny vongan-dranomaso nanorika ny takolany. [2.471]
2Tsy namaly i John fa ny ranomasony no nanorika moramora ny takolany. [2.583]
Morphology 
Present : manorika
Past : nanorika
Future : hanorika
Synonyms mitsorika

Entry mañorika
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Mitsininika [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20