Entry mitso-drano (tsoka, rano)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mirary, maniry soa ho an' olona: Mitso-drano anao aho, anaka, mahaleova, mahalasàna
Manamasina: Nitso-drano ny trano fiangonana ny mpitandrina ~ Izy no nitso-drano ny mariazinay efa ho herintaona izao [1.1]
Morphology 
Present : mitso-drano
Past : nitso-drano
Future : hitso-drano
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31