|
|
|
|

Entry1  mitsipy
Root  2  tsipy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] (Tahaka ny manipy ihany, saingy ny famenony, zavatra miraikitra amin' ny tena ihany fa tsy mba zavatra ivelany).
Examples  5  mitsipy ny teny ka dia aty am-ponay izany. [2.587#]
6  hoatra ny mijakojaiko fa tsy mba mikidodo, ary mailaka, somary miondrikondrika, dia mitsipy amin' izay ny tanana. [2.436#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word mitsipy

Anagrams  16  mipitsy, mitsipy, tsy mipy

Updated on 2023/10/06