Entry mitsinjaka (tsinjaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandihy mitsambikimbikina, mihinjakinjaka [Rajemisa 1985]
English translation to dance by jumping about [Hallanger 1973]
French translation danser en sautillant [Hallanger 1974]
Morphology 
mitsinjaka
nitsinjaka
hitsinjaka
mitsinjaha
Examples Nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao fari-bolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Quotes 

Updated on 2020/07/31