Entry | mitsindroka (tsindroka) | ||||||||||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||||||||||
Malagasy definition | Mitsaingoka voan-javatra eny amin' ny tany amin' ny vava: Aza avala hitsindroka vary ireo akoho ireo ¶ Mandray zava-pihinana latsaka amin' ny tany: Tandremo sao mitsindroka ny voankazo latsaka ianareo ¶ Manararaotra vava latsaka mba hamelezana: Tsy tsara inihitsy ny mitsindroka teny lasa tsy nahy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
French translation | picorer [SLP 1986] | ||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Examples |
| ||||||||||||||||
Quotes | Proverbs containing the word mitsindroka | ||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |