|
|
|
|

Entry (1/2)1  mitsikera
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manakofoka tsy mamela hifatratra na hifitsaka
Manaratsy: Tsy manao afa-tsy mitsikera ny toetran-dRasoa izy
Milazalaza izay rehetra mikasika zavatra na olona iray; milazalaza ny hevitra samihafa fonosin' ny lohateny iray: Mitsikera lahatsoratra
4  [1.13] mijery ny lafitsara sy lafiratsy amin'ny zavatra iray
Explanations in French  5  [1.13] analyser; critiquer
6  [1.5] critiquer
Root  7  tsikera
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)13  mitsikerà
Part of speech  14  imperative of active verb mitsikera [Full list]
Explanations in Malagasy  15  [1.1]
Explanations in French  16  [1.3]
Root  17  tsikera

Anagrams  18  itsikeram, kemaritsy, marikitse, miretsika, mitsikerà, mitsikera, tsikeraim

Updated on 2025/04/19