Entry mitsaoka (tsaoka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Miondrika no sady mananty tanana ho mari-panajana, raha miarahaba na manao veloma olona hajaina: Vao tonga izy dia nitsaoka ny ray sy ny reniny
¶ Maneho fanajana fatratra amin' ny fankatoavana ho Tompo Andriamanitra nahary tongotra aman-tanana: Raha vao tonga ireo Majy telo lahy, dia nitsaoka ilay Zazakely tao anaty tranon' omby [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitsaoka
nitsaoka
hitsaoka
mitsaoha
Quotes 

Updated on 2020/07/31