Entry mitsaka (tsaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mita rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Eto no mitsaka ny olona fa sady marivorivo eto no tsy misy voay hatahorana [1.1]
  [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] Mita rano [1.78]
Morphology 
Present : mitsaka
Past : nitsaka
Future : hitsaka
Imperative : mitsakà

Entry mitsaka (tsaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza zava-maranitra milentika, mitrobaka, miaraka amin' ny feo manokana [1.1]
Morphology 
Present : mitsaka
Past : nitsaka
Future : hitsaka
Imperative : mitsakà

Entry mitsakà (tsaka)
Part of speech imperative of active verb mitsaka [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31