Entry mitomoetra (tomoetra (toetra))
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitoetra, mipetraka, mijanona: Mitomoera andro vitsivitsy atỳ aminay [Rajemisa 1985]
English definition to dwell; to rest; to sit [Hallanger 1973]
French definition habiter, rester [Hallanger 1974]
Morphology 
mitomoetra
nitomoetra
hitomoetra
mitomoera
Synonyms mitoetra
Examples Nanatona an-drainy mitomoetra ambony tsihy izy nony inona. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 171]
Quotes 

2013/05/23