Entry (1/3) | 1 mitomboka |
Root | 2 tomboka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Misy kase, misy marika natao tamin' ny vy mahamay matetika: Valopy tsy mitomboka ity. / Mitomboka ny tarehiny Isaina, heverina ho toy ny izy ihany: Mitomboka ihany ny andronao raha marary ianao |
Explanations in French |
5 [1.8] sceller, apposer un cachet |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 10 mitomboka |
Root | 11 tomboka |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Mamaky bainga amin' ny angady |
Explanations in English |
14 [1.7] to stab; to pierce |
Explanations in French |
15 [1.8] donner un coup de bĂȘche ou de lance |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 20 mitomboka |
Root | 21 tomboka |
Part of speech | 22 active verb |
Explanations in Malagasy |
23 [1.1] Miandoha: Mitomboka rahampitso ny vakansy (ny fiteny matetika anefa amin' io hevitra io dia ny hoe: miantomboka, na manomboka) |
Morphology |
|
Anagrams | 27 matomboky, mitomboka |
Updated on 2020/07/31 |