Entry | 1 mitombina |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mipetraka (olona na biby ihany): Tsy afaka mitombina izy fa misy vay lahy kely ao amin' ny fipetrahany ao Tsara fototra: Mitombina tsara ity tranonao ity izany Mipetraka milamina tsy manana ahiahy: Mitombina tsara amin' ny fokontany vao nifindrany izy Misy antony, misy fototra tsara: Tsy mitombina velively izany ahiahinao izany 4 [1.13] tsara fototra ka marin-toerana |
Explanations in French |
5 [1.13] stable |
Examples |
6 [2.470] Ramanambeloma mivady kosa no mitombina sy mandry ilika manoloana izany rehetra izany. |
Root | 7 tombina |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |