Entry tombina
Part of speech noun
Malagasy definition Fipetrahana maka toerana tsara
¶ Fahatsarampototra eo amin' izay itoerana [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry tombina
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Tambahoaka] sahiran-javatra kely [Rakotosaona 1975]
Synonyms tomby

Entry tombina
Part of speech noun
Malagasy definition ¶ tombin'ny ranoka: sampam-pahalalana momba ny hanaka. [Vocabulary: Physics] [SLP 1986]
French translation stabilité
¶ tombin'aratra: électrostatique. [Vocabulary: Physics]
¶ tombin'ny ranoka: statique des fluides. [Vocabulary: Physics]
¶ tombin'ny ranoka: hydrostatique. [Vocabulary: Physics] [SLP 1986]

Updated on 2020/07/31