Entry mitete (tete)
Part of speech active verb
Malagasy definition Milatsaka mitsitaitaika toy ny patrakala: Misy rano mitete ao an' efitra
¶ Misy loaka ka mandefa ny rano hilatsaka mitsitaitaika: Mitete ny tafonay any ambanivohitra. / Mitete ity siny ity fa tsingino [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitete
nitete
hitete
Quotes 

Updated on 2010/05/14