Entry tete
Part of speech noun
Malagasy definition Rano pitiny kely mianjera mitsitaitaika ka boribory kely ny endriny (tsy fampiasa amin' izao io teny io, fa ny matoanteny mitete no entina misolo azy): Andraraho fanafody indimy mitete (fa tsy indimy tete) ity rano ity. [Rajemisa 1985]
French definition goutte [SLP 1986]
Derivations 

Entry tête
Part of speech feminine noun
French definition loha [Sims 1969, Hallanger 1974]
Derivations 

Updated on 2020/07/31