Entry | 1 mitehina |
Root | 2 tehina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitondra tehina: Taloha noheoerina ho fihaingoana fatratra ny mitehina Miankina: Mitehena amiko ianao raha mbola tsy afaka mandeha tsara Manosika lakana amin' ny tehin-dakana. |
Explanations in English |
5 [1.7] to walk with a cane, to lean on something or someone when walking |
Explanations in French |
6 [1.8] s'appuyer sur une canne en marchant, s'appuyer contre quelqu'un |
Examples |
7 Namaky ny arabe izy nitehina tamin' izy miaotra teo an-kavia sy an-kavanany avy. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 16 hateminy, mitehina |
Updated on 2023/06/18 |