Entry |
mitatatra
(tatatra)
|
Part of speech | active verb
|
Malagasy definition | Misy tatatra: Tanimbary lehibe tsy mitatatra no teto taloha ka nahatonga ny anarana hoe Betsimitatatra ¶ Miasa manao tatatra amin' ny...: Ikotovao no nitatatra ny tanimbarin' i Dadabe [Rajemisa 1985]
|
| manamaina tany amin'ny alalan'ny fitarihana ny rano hivoaka [SLP 1986]
|
English translation | to cut water-channels; to be ditched with water-channels [Hallanger 1973]
|
French translation | creuser des rigoles dans; être coupé de rigoles [Hallanger 1974]
|
| drainer [SLP 1986]
|
Morphology |
|
Synonyms | |
Quotes |
|