Entry | 1 mitaraina |
Root | 2 taraina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1#728] Mimenomenona: Mitaraina amin' ny zavatra tsinontsinona io zaza io Mitoloko amana mitoreo: Mitaraina lava noho ny fahantrany Rabe Malahelo ka mitory: Mitaraina ny vadinao fa tsy mitondra vola mody, hono, ianao |
Explanations in English |
5 [1.7] to complain; to call out asking for help |
Explanations in French |
6 [1.3#684] Se plaindre, demander avec instance, rendre un son plaintif: Nitaraina tamin’ ny lehibe noho ny fananany alain' ny olona izy (Il a porté plainte auprès du juge, parce qu’on lui prend ce qui lui appartient) 7 [1.8] se plaindre; crier au secours |
Examples |
8 Tsy misy mitaraina amin' izany izy efa-mianaka [2.472] 9 Kanefa raha homana ny tsy atolotra azy ireo, avia mitaraina amiko. [2.508#] |
Morphology |
|
Analogs | 13 mikonaina, mikoinkoina, mitsikoinkoina, mitoretra, be taraina, mimenomenona, mibabababa |
Titles | 14 Mitaraina ny tany (Andry Andraina) |
Anagrams | 15 amaritany, amiratany, iramatany, itarainam, mitaraina |
Updated on 2023/01/20 |