Entry mitalaho (talaho)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mangataka arahim-piangaviana fatratra, mangataka mafy, miambezo, mitampesona: Nitalaho tamiko izy mba horaisiko ny zanany
¶ Mangata-pitahiana amin-Janahary ho ana marery, olona' ndeha hivahiny...: Mitalaho aminao izahay, ry Tompo, mba sitrano ny zanakay [Rajemisa 1985]
English definition to entreat, to beg earnestly [Hallanger 1973]
French definition prier, supplier [Hallanger 1974]
Morphology 
mitalaho
nitalaho
hitalaho
mitalahoa

2012/09/22