Entry mitakolaka (takolaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitampify, miafina mba hitily: Mitakolaka eo am-baravarana Ibalita mba hihaino ny resakay [Rajemisa 1985]
English definition  [Provincial] prov. for manakolaka
Morphology 
mitakolaka
nitakolaka
hitakolaka
mitakolaha

Updated on 2010/05/14