Entry | 1 mitakoko |
Root | 2 takoko |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mipetraka tsy mitombina fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny tena: Mitakoko eo amorom-patana foana i Dadabe Mipetraka, manjonitra na toa manjoretra rera-po, ketraka, kivy: Nitakoko izy noho ny fahoriana nanjo azy |
Explanations in English |
5 [1.2] to sit disconsolately with folded arms and in a stooping posture. 6 [1.7] to squat; to sit disconsolately |
Explanations in French |
7 [1.8] s'accroupir; avoir une posture attristée |
Morphology |
|
Analogs | 12 mijakoko, manjoretra, mijakoretra, manjonitra, manjokaiky, mandoroka, mangetoka, mamokaiky, mivokaiky, mitokiky, mijamoka |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mitakoko |
Anagrams | 14 mikotoka, mitakoko |
Updated on 2023/01/20 |