Entry manjoretra (joretra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamitsaka tsy mihetsika noho ny alahelo na ny aretina, ka raha olona, mitakoko mitan-takolaka, ary raha biby kosa, manjokaiky, miforitra: Marary angaha ity akoholahin' i Naivo ity fa manjoretra hatry ny omaly [1.1]
Explanations in English To be silent, to be thoughtful, to be melancholy [1.7]
Explanations in French être silencieux, morne, mélancolique [1.8]
Vocabulary 
Morphology 
Present : manjoretra
Past : nanjoretra
Future : hanjoretra
Imperative : manjoreta
Synonyms mijoretra
Proverbs 

Updated on 2023/01/20