Entry misoratra (soratra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandatsaka anarana, manoratra ny anarana: Efa nisoratra omaly aho
¶ Misy sorany na volon-doko: Tsy tiako ny lamba misoratra [Rajemisa 1985]
Morphology 
misoratra
nisoratra
hisoratra
misorata
Compound words, titles, names 
Quotes 

Updated on 2020/07/31