Entry | misava ranonando | |
Elementary words | misava ; ranonando | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny aloha indrindra amin' ny mpandeha ka mampihintsana ny ranonando -- na olona nalefa hidinika mialoha momba ny zavatra kasaina hatao [1.1] | |
Updated on 2023/06/05 |