Entry | 1 misava lalana |
Elementary words | 2 misava, lalana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ilazana ireo olona alefa mialoha hanomana ny dia amin' ny hiavian' ny lehibe |
Explanations in French |
5 [2.415#2953] Celui qui donne l' exemple fraie le chemin aux autres |
Examples |
6 Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana [1.1] |
Updated on 2023/12/26 |