Entry misarangotra (sarangotra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamikitra mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy: Natahotra Ibalita kely ka nisarangotra tamin-dreniny [Rajemisa 1985]
English translation to try to scramble out of a hole by clawing the sides, etc. [Richardson 1885]
Morphology 
misarangotra
nisarangotra
hisarangotra
misarangota
Quotes 

Updated on 2020/07/31