Entry misaona (saona)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mampiseho na mitondra mariky ny alahelo noho ny fahafatesan' ny havana: Mbola misaona ny nenitoany izy ka tsy mety mandihy [Rajemisa 1985]
English translation to mourn the dead [Hallanger 1973]
French translation être en deuil de [Hallanger 1974]
Morphology 
misaona
nisaona
hisaona
misaonĂ 

Entry misaonĂ  (saona)
Part of speech imperative of active verb misaona [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French translation  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31