Entry | 1 misangy |
Root | 2 sangy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Milalao amin' olona, manao kivazivazy, mamosobosotra: Loza ity zaza ity raha hisangy ny namany 5 Mihetraketraka, manorisory: Asaivo mitandrina Isambilo fa misangy foana ny zanako izy any ampianarana ka mita tsy ho tamana mihitsy ny zanako 6 Enti-milaza mpifankatia milalao mifanitikitika, mifanongotsongo, mifampikapokapoka...: Mahita ahy ise raha mbola hitako misangy an' i Soa ato avaratra [1.1] |
Explanations in English |
7 to fool around; to tease [1.7] |
Explanations in French |
8 badiner; taquiner [1.8] |
Morphology |
|
Synonyms | 13 misangisangy |
Updated on 2023/01/20 |