Entry misangisangy (sangisangy (sangy))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Milalao amin' olona, manao kivazivazy, mamosobosotra: Loza ity zaza ity raha hisangy ny namany
¶ Mihetraketraka, manorisory: Asaivo mitandrinaIsambilo fa misangy foana ny zanako izy any ampianarana ka mita tsy ho tamana mihitsy ny zanako
¶ Enti-milaza mpifankatia milalao mifanitikitika, mifanongotsongo, mifampikapokapoka...: Mahita ahy ise raha mbola hitako misangy an' i Soa ato avaratra [Rajemisa 1985]
Explanations in English to fool around; to tease [Hallanger 1973]
Explanations in French badiner; taquiner [Hallanger 1974]
Morphology 
misangisangy
nisangisangy
hisangisangy
Synonyms misangy

Updated on 2020/07/31