Entry misangisangy (sangisangy (sangy))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Milalao amin' olona, manao kivazivazy, mamosobosotra: Loza ity zaza ity raha hisangy ny namany
Mihetraketraka, manorisory: Asaivo mitandrinaIsambilo fa misangy foana ny zanako izy any ampianarana ka mita tsy ho tamana mihitsy ny zanako
Enti-milaza mpifankatia milalao mifanitikitika, mifanongotsongo, mifampikapokapoka...: Mahita ahy ise raha mbola hitako misangy an' i Soa ato avaratra [1.1]
Explanations in English To fool around; to tease [1.7]
Explanations in French Badiner; taquiner [1.8]
Morphology 
Present : misangisangy
Past : nisangisangy
Future : hisangisangy
Synonyms misangy

Updated on 2022/09/14