Entry misahirana (sahirana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao asa mamizana, manasatra: Aza misahirana manao sakafo ho ahy ianareo fa efa nihinana aho talohan' ny hivoahako
¶ Miahiahy be, very hevitra: Misahirana izaitsizy mba hanao trano [Rajemisa 1985]
Explanations in English to go to some trouble [Hallanger 1973]
Explanations in French se donner de la peine [Hallanger 1974]
Morphology 
misahirana
nisahirana
hisahirana
misahiràna
Examples Fantatro fa mavesatra izany, nefa ny manao zavatra tsy vita foana ary ny te hanana tsy maintsy misahirana. [Andraina: Mitaraina, page 26]

Entry misahiràna (sahirana)
Part of speech imperative of active verb misahirana [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985]
Explanations in French  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31