Entry mirisarisa (risarisa)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamindra miadana tsy maka sarotra ary miretareta [1.1]
Examples mietaketaka foana ny aketa
ary mirisarisa foana ny adrisa
fa izay tsy enina anay mitratraingo
[2.131]
Morphology 
Present : mirisarisa
Past : nirisarisa
Future : hirisarisa
Imperative : mirisarisà
Proverbs 

Entry mirisarisà (risarisa)
Part of speech imperative of active verb mirisarisa [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20