|
|
|
|

Entry1  miringiringy
Root  2  ringiringy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Miteronterona, mitsangana amin' ny rantsantongotra: Niringiringy teny ambony tamboho ny anao lahy ka nianjera
5  Miavona ka mirehareha foana [1.1]
Examples  6  Aoka isika ry havana
mba tsy hisaraka an-tendrombohitra avo
ary tsy hisaraka ambonin'ny vato miringiringy
ary tsy hifandao an-tanety
fa akory kosa ity hadilana-mahia
ka mampisaraka antsika?
[2.131]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing the word miringiringy

Updated on 2023/01/05