Entry | 1 miriatra |
Root | 2 riatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Tanala]
mitriatra, rovitra tsy nahy, mipoaka mafy: Triatre ny semboko (rovitra ny lambako) 5 [1.1] Mandositra Lasa mirintona: Notenenina kely fo-ana ny anao dia niriatra Mitsiaka, rovitra ka heno mitsefaka ny faharovitana: Niriatra ny pataloany Mipoaka mafy tampoka; mikotrokotroka: Matahotra mafy ny zafy keliko raha misy varatra miriatra |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word miriatra |
Anagrams | 11 itriaram, miaritra, miriatra |
Updated on 2023/01/20 |