Entry riatra
Part of speech Unspecified
Malagasy definition Lasa, lasa nandositra, niparitaka: Vao nipoaka ny basy, dia riatra ny vorona teo ambony hazo
¶ Mirintona, miala an-katezerana. [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry riatra
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Tambahoaka] rovitra [Rakotosaona 1975]

Entry riatra
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanosy] hirika, loaka [Rakotosaona 1975]

Updated on 2010/01/10