Entry mirazotra
Elementary words mira ; zotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tsipika mitovy elanelana hatrany amin' ny tsipika iray hafa: Ny tsipika AB dia mirazotra amin' ny tsipika DE [1.1]
Explanations in French Parallèles [1.13]
Examples Mirazotra amin' izany, ny fanamafisana ny fandriam-pahalemana mba hitazomana ny filaminana ara-tsosialy sy ny fanajana ireo fitsipika eo amin' ny fitantanam-bola dia ho hita ihany koa. [1.384]
Vocabulary 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/05/18