Entry mirana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany: Olona miran-dava io zazavavy io
Mitovy hevitra: miriadriaka ~ ravoravo ~ sariadriaka [1.1]
Explanations in English Happy, radiant, smiling [1.7]
Explanations in French Radieux [1.3, 1.8]
 Content, enjoué, réveillé [1.3]
 Heureux, souriant [1.8]
Examples Tarehy mirana sy dia maika hatrany no iarahana. [2.470]
Derivatives 
 
Synonyms miramirana
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/10/19