|
|
|
|

Entry1  miramirana
Root  2 mirana
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany: Olona miramiran-dava io zazavavy io [1.1]
5 falifaly, ravoravo [1.13]
Explanations in French  6 radieux [1.3#442, 1.13]
7 content, enjoué, réveillé [1.3#442]
Examples  8  Miramiramn-tarehy izy (Il a la figure radieuse de joie) [1.3#442>Miramiramn-tarehy izy (Il a la figure radieuse de joie)]
9  Ny tarehiny hatsatra toa miramirana ao anatin ny volony milobolobo mandrakotra ny endriny. [2.324]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Synonyms  26 mirana
Analogs  27  miriadriaka, 28  ravoravo, 29  sariadriaka
Proverbs  30  Proverbs containing that word

Anagrams  31 marimarina, miramirana

Updated on 2025/12/23