Entry miramirana (mirana)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany: Olona miramiran-dava io zazavavy io
Mitovy hevitra: miriadriaka ~ ravoravo ~ sariadriaka [1.1]
 Falifaly, ravoravo [1.13]
Explanations in French Radieux [1.3, 1.13]
 Content, enjoué, réveillé [1.3]
Examples 
1Miramiramn-tarehy izy (Il a la figure radieuse de joie) [1.3]
2Ny tarehiny hatsatra toa miramirana ao anatin ny volony milobolobo mandrakotra ny endriny. [2.324]
Derivatives 
Synonyms mirana
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20